|
|
|
|

Teny iditra1 fotoana mety ho nisehoan'ny fay
Singan-teny  2fotoana, 3mety, 4miseho, 5fay
Sokajin-teny  6 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7vinavina hilazana ny taonan'ny faritra iray izay tapaka na mitriatra. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  8âge relatif d'une faille. [1.13]
Voambolana  9 Haibolantany

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12